Faritra Itasy
Avy amin'i Wikipedia
| Faritra Itasy | |
|---|---|
| — Faritra — | |
| Fisiana any Madagasikara | |
| Country | |
| Faritany | Antananarivo |
| Renivohitra | Miarinarivo |
| Area | |
| - Total | 6 993 km2 (2 700 sq mi) |
| Population (2004) | |
| - Total | 643 000 |
| - Density | 91,9/km2 (238/sq mi) |
| Time zone | EAT (UTC3) |
Ny faritra Itasy dia faritra ao amin'ny faritan' Antananarivo eo anivon'i Madagaiskara. Mizara sisin-tany amin'ny faritra Ananalamnga isy any avaratra atsinanana, amin'ny Vakinankaratra any Atsimo ary amin'ny Bongolava any avaratra andrefana. Ny renivohi-paritra dia Miarinarivo, ary ny isam-ponina dia misy any amin'ny 643 000 any ho any tamin'ny 2004, isy no faritany kely indrindra any Madagasikara miaraka amin'ny velerantany 6 993 km2, ary izy no be hakitroky ny mponina indrindraeo aorian'ny faritra Analamanga.
Voazara distrika telo izy :
Ny anaran'ny faritra Itasy dia anaram-parihy, farihy faha telo an'i Madagasikara. Ny faritra dia malaza amin'ny toetra maro :
- Ny farihy itasy : Misy mpanjono telo arivo mahery no miaina eo amorom-parihy, lakana zato no lasa manjono eny am-parihy isan-andro.
- Ny tsangam-baton'i Maria Virjiny, eo amin'ny sisim-parihy, manamarika ny anivon'i Madagasikara.
- Ny nosin' Itasy.
- Rihandrano Lily. Ny riandrano voalohan'i Madagasikara, manana haabo 16m sy halalaka 35m. Ny faharoa dia manan-kaabo 22 metatra, fa tsy mitovy halalaka.# Analavory Chute. Over 20m high.
- Farihy madinika roapolo
- Ny fantsitsitr' (geyser) Analavory, mivoaka rano mangatsiaka mety mahatratra telo metatra.
- 120 kilometatry ny ranivohi-pirenena ny farihy.