Faritanin'i Madagasikara

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Faritan'i Madagasikara)
Hanketo: Fikarohana, karohy
Faritan'i Madagasikara

Madagasikara dia manana faritany 6:

  1. Antananarivo,
  2. Antsiranana,
  3. Fianaranatsoa,
  4. Mahajanga,
  5. Tamatavy,
  6. Toliary.


Faritan'i Madagasikara

Ankehitriny dia nozaraina ho faritra 22 ireo faritany ireo:

Faritaniny sy mponina (2004 estimate)
Number Faritaniny Renivohitra Mponina Area (km²) Population density
1 Diana Diego I 485,800 19,266 25.2
2 Sava Sambava 805,300 25,518 31.6
3 Itasy Miarinarivo 643,000 6,993 91.9
4 Analamanga Antananarivo-Renivohitra 2,811,500 16,911 166.3
5 Vakinankaratra Antsirabe I 1,589,800 16,599 95.8
6 Bongolava Tsiroanomandidy 326,600 16,688 19.6
7 Sofia Antsohihy 940,800 50,100 18.8
8 Boeny Mahajanga I 543,200 31,046 17.5
9 Betsiboka Maevatanana 236,500 30,025 7.9
10 Melaky Maintirano 175,500 38,852 4.5
11 Alaotra-Mangoro Ambatondrazaka 877,700 31,948 27.5
12 Atsinanana (East) Toamasina I 1,117,100 21,934 50.9
13 Analanjirofo Fenoarivo_Atsinanana 860,800 21,930 39.3
14 Amoron'i Mania Ambositra 693,200 16,141 42.9
15 Haute Matsiatra Fianarantsoa 1,128,900 21,080 53.5
16 Vatovavy-Fitovinany Manakara 1,097,700 19,605 56.0
17 Atsimo-Atsinanana (South-East) Farafangana 621,200 18,863 32.9
18 Ihorombe Ihosy 189,200 26,391 7.2
19 Menabe Morondava 390,800 46,121 8.5
20 Atsimo-Andrefana (South-West) Toliara 1,018,500 66,236 15.4
21 Androy Ambovombe-Androy 476,600 19,317 24.7
22 Anosy Taolagnaro 544,200 25,731 21.1

Source[hanova | hanova ny fango]

  • Madagascar: Profil des marchés pour les évaluations d’urgence

de la sécurité alimentaire [1]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]