Fararano

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny fararano no fizaran-taona manaraka ny fahavaratra. Efa manomboka mihena ny orana amin'io, ka izay no nahatona io fiantsoana azy io.