Fanoroana:Fanapahan-kevitra
Avy amin'i Wikipedia
Ny pejy Fanapahan-kevitra dia pejy natao mba afaka misafidy ny mpikambana amin'izay fanapahan-kevitra misy eto amin'ny wikipedia malagasy.
Mikasika ny zava-misy rehetra eto amin'ny wikipedia malagasy ny pejy fanapahan-kevitra.
Azonao atao no manometraka ny hevitrao ra tsy mety aminao ny hevitra ny sàsany.
Votoatiny |
[Ovay] Aloha no manometraka hevitra
- Mikasika mpikambana maro ve ny resakao ?
- Mety efa fantapantatra ve ny valin'ny resakao ? Efa nanandrana nanao sondage momba ny resakao tiana hosokafana ve ianao ?
[Ovay] Ahoana no mampiasa ny pejy fanapahan-kevitra ?
Misy ihany ny fepetra amin'ny fampiasàna ny pejy fanapahan-kevitra. Arao tsara ny fomba fanoratana azy eto ambany :
[Ovay] Fehezanten'ny endrika
{{hevitra
|lohateny= <!--lohaten'ny resakao ; fehezanteny : Wikipedia:Fanapahan-kevitra/<lohateny>. -->
|sokajy= <!-- Sokajy ny resakao : resaka, latsa-bato -->
|sonia= ~~~~
}}
[Ovay] Ny lohateny
Tsy maintsy fenoina ilay lohateny, satria io ny lohaten'ny zana-pejy ho amboarinao. Oatra ra momba ny fanamafàna ny takelaka abcd, dia ampetraho fafao:abcd ; ny tena lohateniny dia wikipedia:fanapahan-kevitra/fafao:abcd.
[Ovay] Ny sokajy
Ilaina rehefa tsy hita eo amin'ny pejy fandraisana intsony ny rohiny.
[Ovay] Ny sonia
Ilaina mba ho fantatra hoe iza no namorona n'ilay hevitra.