Fanjakan'olon-tokana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Fanjakanolontokana)

Ny fanjakan'olon-tokana dia endriky ny governemanta ka ny olona iray dia manana ny fahefana ara-dalàna sy ara-politika rehetra, ary izy irery no manao ny fanapahan-kevitra rehetra.

Raha misy mpanjaka manapaka ny firenena toy ny fitondràm-panjaka, izany dia antsoina koa hoe ny fanjakan'olon-tokana. Manana governemanta jadona dia tsy midika fa voatantana tsara na ratsy ilay firenena. famaritana ny fomba nanangana fotsiny izany.

Ankehitriny, ny ankamaroan'ny mpitondra tokana dia mahazo hery ao anatin'ny hetsika nasiônalista, komonista, na fasista lehibe kokoa. Rehefa eo amin'ny fitondranadia fanany avokoa ny karazana fahefana hafa rehetra ao amin'ny firenena, toa ny mpitsara, ny mpanao lalàna, ary ny antoko politika.

Jereko koa[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.