Fanjakan'i Baroa

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny atao hoe fanjakan'i Baroa dia — tany am-boalolany — firenena tsy mandroso, izay manana indostria mifototra amin'ny famokarana akondro (izay niavian'ny anarany frantsay république bananière), ary entin'ny mpanankarena be fahefana. Ny fanjakan'i Baroa koa dia teny anononana ireo firenena jadona.