Fanjakan'i Baroa

Avy amin'i Wikipedia

Ny fanjakan'i Baroa — tany am-boalolany — dia firenena tsy mandroso, izay manana indostria mifototra amin'ny famokarana akondro (izay niavian'ny anarany frantsay république bananière), ary entin'ny mpanankarena be fahefana. Ny fanjakan'i Baroa koa dia teny anononana ireo firenena jadona.