Fakan-tsary
Avy amin'i Wikipedia
Ny fakan-tsary dia fitaovana angalana sary na anaovana videô na sarimihetsika.
Ny fakan-tsary dia ampiasaina amin'ny jiro hita maso na amin'ny ilotro anjanandrianaratra hafa. Ny ankabeazan'ny fakan-tsary dia manana toerana midy poakaty manana lavaka idiran'ny jiro ary manana tohana ampiraikiran'ny jiro. Ny ankabeazan'ny fakan-tsary dia manana lentille eo alohan'ny lavaka mba haka sy hitondra tsara ny hazavana, misy diafragma anampidinana na ampiakarana ny hazavana, fa misy fakan-tsary tsy manana diafragma azo antsika.
Maka sary ny fakan-tsary rehefa potserin'ny mpampiasa ny bokotra manapika ilay fakana sary. Ny kamerana horonantsary tsotra dia maka sary 24 isa-tsegondra rehefa potserina tsy avela ny bokotra.
Jereo koa [hanova]
Rohy ivelany [hanova]
Miteny frantsay [hanova]
- ((fr)) Bouts de base de photographie
- ((fr)) Clubic Comment choisir son appareil photo numérique?