Fahaverezana ny teny nibeazana

Avy amin'i Wikipedia

Ny fahaverezana ny teny nibeazana dia vokatry ny tsifampiasana ny fiteny nibeazana eo amin'ny toerana iainana na onenana mandavanandro. Anisan'ny mahavery ny teny nibeazana indrindra ilay tsifampiasana ilay teny. Ny mponina tena voakasiky ny fahaverezana ny teny nibeazana dia ireo mponina nifindra monina any amy firenena tsy miteny ny fiteny nibeazany.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]