Euronews

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Logo an'i Euronews

Euronews dia kanalina fahitalavira fijerena vaovao eoropeana noforonina tany Lyon tamin'ny 1993. Tamin'izy noforonina, izy ny kanaly voalohany eto an-tany mandefa ny fampahalalàna amin'ny teny maro. Miara-mandeha amin'ny fiteny folo ny vaovao eo amin'ny Euronews. Amin'ny fijerena eoropeana ny vaovao mande. Tsy misy mpanolotra ny vaovaon'i Euronews fa voix-off no miteny.

Afaka jerein'ny olona eran-tany ny Euronews tamin'ny 2008, 248 tapitrisa eo ho eo ny isa ny olona afaka mijery ny Euronews amin'ny fahitalaviny, ary 6,5 tapitrisa ny isa ny olona mijery azy isan-andro eran-tany.