Wikipedia:Mpandrindra/Fangatahana/Jagwar
Avy amin'i Wikipedia
< Wikipedia:Mpandrindra | Fangatahana(tonga teto avy amin'ny Endrika:Mpandrindra/Fangatahana/Jagwar)
Jagwar – Dinika
Manahoana daholo ianareo mpitsidika eto,
Efa niasa teto ahy efa nisy valo volana mahery izay. Tia handrindra eto ahy mba hanahaingan'ny démarche administrative eto amin'ny wikipedia malagasy (manao ménage indrindra).
I ahy ny mpikambana tena miasa eto ankehitriny (14%n'ny taontalin'ny fandraisan'anjara eto), ary tia hitoy ahy, na dia hiverina hamangy ny fianakavina any Madagasikara ary ahy amin'ny 2 Jolay hatramin'ny 31 Aogositra.
Efa nanometraka afatra tany amin'ny steward any amin'ny Meta ahy tamin'ny volana Febroary mba hanolo sy hanampy ny mpandrindra eto amin'ny wikipedia malagasy.
- Hande hanontany amin'ny steward any amin'ny meta ahy ahy mba hanalava ny mandat-ako eto.
Eny
Tsia
- (sonia)