Eliza Freda

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Eliza Freda dia poeta malagasy, nalaza tamin'ny "teny fohy isan'andalana".

     "Ao ambany 
     dongon-tany, 
     ao anaty 
     vatam-paty 
     misy reny 
     tsy miteny, 
     hatry ny ela 
     no tavela"
     Eliza Freda

Mpanoratra tantara an-tsehatra sy hira ihany koa.

Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana