Dinika amin'ny mpikambana:GilliamJF

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia

Tonga soa, ry GilliamJF ! 

Tsy miteny gasy va ianao ? Jereo:Malagasy -English -français
Salama,

Tongasoa eto aminy Wikipedia, 'ry GilliamJF, ary Misaotra anao hoan'izay zavabita nataonao teto ahy !

Ireo ny lisitry ny zavatra mba tokony vakinao eto amin'ny wikipedia :

  • Ny Babel, ny endrika ampiasain'ny mpikambana eto momba ny teny tenenin'ny mpikambana, Ny lisitra ny fiteny tokony hofenoina dia afaka hita eto. Misy vangovango babel vita amin'ny teny malagasy ao, ary afaka ovainao sy fenoinao izy ireo.
  • Ny bistrô momba ny fanontaniana mikasika ny zava-drehetra, eto amin'ny wikipedia, fa tokony misy fandraisana amin'ity tetikasa ity ihany ny votoatin'ny zavatra soratanao any..
  • Andramo ny fomba fisoratana (syntaxe) eto amin'ny Wikipedia any amin'ny kianjam-pasika, ra tia hahita ny fomba fampiasana ny wikipedia ianao, jereo ny takelaka momba azy eo amin'ny fanao pejy.
  • Ny fanorona, ny pejy fanorona afaka fenoinao momba ny hevitra mikasika ny fampiasàna rôbô, ny MediaWiki sns...

Hello, and welcome here, thank you for your help to this version of wikipedia. :) I can speak english, french and Malagasy.

Ask me there if you have any question or if you need any help.

Best regards, --Jagwar grr... | 1 Septambra 2009 à 17:03 (UTC)[répondre]

Thank you Jagwar.- GilliamJF 3 Septambra 2009 à 19:03 (UTC)[répondre]

a question[hanova ny fango]

Hi,

Can you speak and write malagasy ? --Jagwar grr... | 5 Septambra 2009 à 13:22 (UTC)[répondre]

Votre compte va être renommé[hanova ny fango]

18 Martsa 2015 à 03:40 (UTC)