Charlotte's Web (filma 1973)
Avy amin'i Wikipedia
| Tranonkalan'i Charlotte |
|
| sampana | |
|---|---|
| Filma Nataon |
|
| lohahevitra | |
| Comedy Dranomasina Aventure |
|
| Fiavina | |
| firenena fiaviny | Etazonia |
| tohana niasa | |
| mpamorona | Hanna-Barbra |
| teny fiavina | anglais |
| taona fiaviny | 1973 |
| Iaingam-panahy | |
| Public | |
| firenena | |
| {{{firenena}}} | |
| endriky ny faritra | |
| {{{endriky_ny_faritra}}} | |
| sokajy | |
| meta : | |
Ny Charlotte's Web na Le Petit Monde de Charlotte (« Tranonkalan'i Charlotte ») dia horonantsary ny studio Hanna-Barbra nivoaka tamin'ny 1973, avy amin'ny filazàna mitovy anarana nataon'i E. B. White tamin'ny 1952. Ny voatotin'ny tantarany dia misy porc (Sus domestica; Domestic pig), Wilbur, sy araneae (Araneus cavaticus; Barn spider), Charlotte.
Nomena tohy ilay horonantsary tamin'ny 2003, ary ny anaran'ilay tohy dia Charlotte's Web 2: Wilbur's Great Adventure.