Côte d'Ivoire

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
République de Côte d’Ivoire ((fr))
((fr))
Repoblikan'i Côte d’Ivoire ((mg))
sainan'i Côte d'Ivoire evan'ny Côte d'Ivoire
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : Union - Discipline - Travail
LocationCotedIvoire.svg
Teny ofisialy fiteny frantsay
Renivohitra Yamoussoukro (ara-politika0)
Abidjan (ara-toe-karena)
Tanàna ngeza indrindra Abidjan
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
praiministra
Repoblika
Alassane Ouattara
Jeannot Ahoussou-Kouadio
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 68
322 462 km²
1,4
Isam-ponina
 - Tontaliny (2009)
 - hakitroka
faha 56
19 997 000 mpo.
48 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Ivoarianina
Sandam-bola Franc CFA (XOF)
Fiozao ny ora UTC +0 (WET)
Hiram-pirenena L'Abidjanaise
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+225

Ny Côte d'Ivoire na Repoblikan'i Côte d'Ivoire, dia firenena any afrika andrefana ao amin'ny Vondrona afrikanina. Ny velarantaniny dia 322 46 km2, ny isam-poniny dia misy 15 366 672 tamin'ny 1998 ary 19 997 000 tamin'ny 2009. Ny renivohitra ara-politikan'i Côte d'Ivoire dia Yamoussoukro (Abidjan ny renivohitra ara-toe-karena), ary ny teny ofisialiny dia fiteny frantsay. Ny sandam-bola any dia franc CFA

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Jeografia[hanova | hanova ny fango]

Mponina[hanova | hanova ny fango]

Politika[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]


Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.