Brussel

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Bruxelles)
Hanketo: Fikarohana, karohy
Palace of Brussels.jpg

Brussel ([bʁy.sɛl], na [bruselʲ] : dia renivohitra ny Belzika (Bruxelles-ville) sy "renivohitra" ny Union Européenne.

Tanàna ny fikambanana maro, izy no fototran'i governemanta sy ny parlemanta ny entités fédérées ny tany belziana (faritany ny Bruxelles-Capitale, française de Belgique, ny foko flamana sy ny foko frantsay ny belzika.) ; izy no fototran'i organizasiona internasionaly maro, ao koa ny OTAN.