Boeing 757

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Boeing 757 an'i British Airways

Ny Boeing 757 dia fiaramanidina moyen-courrier nanidina tamin'ny voalohany indrindra tamin'ny 19 Febroary 1982. Natao hanolo ny Boeing 727 izy. Ohatra ny fiaramanidina Boeing, manana réacteur amboarin'i Pratt & Whitney PW2043 na Rolls Royce RB211-535E4B izy.

Tapitra tamin'ny 28 Novambra 2005 ny fanamboarana ilay fiaramanidina. Natao ho an'ny Shanghai Airlines ny farany.

Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa