Blanche-Neige et les Sept Nains

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka horonantsary ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Snow white 1937 trailer screenshot.jpg

Ny Snow White and the Seven Dwarfs na Blanche-Neige et les Sept Nains dia klasika Disney voalohany indrindra, niseho voalohany tamin'ny 21 desambra 1937 tao amin'ny Carthay Circle Theater. Ity sarimihetsika ity dia nalaina avy amin'ilay angano mitovy lohateny aminy, nosoratan-dry Grimm mirahalahy (Brüder Grimm) tamin'ny 1812. Anisan'ny nanome aina ny tantara ry Adriana Caselotti, Lucille La Verne, Pinto Colvig, Roy Atwell, ary i Otis Harlan.