Biraom-panisan'i Etazonia

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny Biraom-panisan' Etazonia (amin'ny teny anglisy : United States Census Bureau) dia miankina amin'ny Economics and Statistics Administration an'ny Departementam-barotr' Etazonia. Araka ny lalam-panorenan'ny firenena, hisain'ny Biraom-panisana ny isam-ponin'ny firenena ary, amin'ny alàlan'io isam-ponina io, hovainy ny isan'ny solotenan'ny faritany any amin'ny Kaongresa. Manangona statistika mahakasika ilay firenena, ny toe-karena ary ny olom-pirenena io Birao io.

Namorona ary mandraharaha ny Population Clock, mpanisa manome ny isam-ponina any Etazonia sy manerana ny tany izy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]