Besançon

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Besançon dia tanàna any atsinanan'i Frantsa, ao amin'ny departementan'i Doubs (Faritra Franche-Comté). Bisontin ny anaran'ny olona mipetraka any Besançon amin'ny fiteny frantsay.

Besançon ny « tanàna maintso » (« ville verte ») voalohany indrindra any Frantsa,

Besancon boucle Doubs.jpg

Manan-tombontsoa ny tanànan'ny Besançon noho ny fisiany eo amin'ny axe « Rhin-Rhône ». Ny axe « Rhin-Rhône » dia lalana ivezivezen'ny entana ; manomboka any Rotterdam, eo amin'ny amorontsiraka ny Ranomasina Avaratra ary midina makany Marseille, eo amoron'ny Ranomasina Mediteranea.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa