Asan'ny fiangonana

Avy amin'i Wikipedia

1. FIANGONANA LOTERANA MALAGASY, ANDRANOFASIKA – MANAKARA:

• Miezaka mamita ny Trano Fiangonana vaovao:

- Efa be no vita toy izay ny mbola hatao. Amin'izao dia efa maetaka ny tafotranom-piangonana

- Mandray fanampiana avy amin’izay malala-tanana

2. FIANGONANA LOTERANA MALAGASY, SAHASINAKA – MANAKARA:

• Manarina ny Trano Fiangonana izay ravan’ny tafio-drivotra:

- Efa nanomboka ny asa

- Mandray fanampiana avy amin’izay malala-tanana


3. FIANGONANA LOTERANA MALAGASY, JEROSALEMA VAOVAO - ANKOFAFA – MANAKARA:

• Manarina ny Trano Fiangonana izay ravan’ny tafio-drivotra:

- Efa manomboka ny asa ary mandroso ho amin'ny fahavitana

- Mandray fanampiana avy amin’izay malala-tanana satria hatao tafo fanitso