Arika

Avy amin'i Wikipedia

Amin'ny siansan'ny nerônina, ny arika dia ny fahafahana mitahiry fampahalalana.

Teknolojia[hanova | hanova ny fango]

  • Ariky ny batery (ang. : battery memory), zavatra hita amin'ny batery nikela kadmiôma izay tsy mahatazona angovo betsaka rehefa ampiasaina matetika.
  • Ariky ny mpampita tapany (ang. : semiconductor memory) arika arak'aratra azo ampiasaina amin'ny haikoriamboanaratra roafototra, ohatra :
  • Fitahirizam-pahalalana amin'ny solosaina, fitaovana natao hitahiry fampahalalana.
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.