Ankizy

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny Ankizy dia olombelona manana nofo sy ra, na vavy na lahy. Manomboka eo amin'ny fotoana nahaterahany hatramin'ny fahalebeazany no tena maha ankizy ny olombelona, izany hoe mifarana eo amin'ny faha 18 taona. Tezaina manaraka ny fitsipika apetraky ny Ray aman-dReny ny ankizy, ary beazina amin'ny fomba tsara sady modely izy. Tokony manana zo feno ary voahaja ny ankizy rehetra.

Ankizy malagasy[hanova | hanova ny fango]

Raha eo amin'ny fomba fitaizana malagasy dia mbola lazaina zaza manomboka teraka, hatramin'ny faha 19 taona ny olona iray. Rehefa katroka 20 taona miakatra dia efa mahaleo tena ka efa tsy zaza intsony izy.

Misy dikany ny mijery ny fivoaran'ny toetran'ny mpianatra tanora kokoa amin'ny fahazavan'ny fananganana ny toerany anatiny, ny vokatr'izany dia ny fitondran — tenany tsy misy dikany-ny tanjona stratejika amin'ny fampandrosoana ara-tsaina rehetra amin'izao vanim-potoana izao.

Ny zony[hanova | hanova ny fango]

Ny fahasalamany[hanova | hanova ny fango]

Ny fianarany[hanova | hanova ny fango]

Ny kilalao[hanova | hanova ny fango]

Ny fikambanana iraisam-pirenena[hanova | hanova ny fango]

Reny[hanova | hanova ny fango]

toro-hevitra[hanova | hanova ny fango]

jereo koa[hanova | hanova ny fango]