Angatra (aretina)

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny angatra dia aretina mifindra amin'ny alalan'ny firaisana ara-nofo vokatry ny Neisseria gonorrhoeae, hitan'i Albert Neisser tamin'ny 1879.

Antibiôtika no hanasitranana ny angatra, fa manomboka misy ny otrika tsy andairan'ny antibiotika.

  • Vehivavy 15-19 taona ary lehilahy 20-24 taona no tena voan'io aretina io.
  • 2-7 andro ny fotoana iotrehany
  • Mety tsy ahitana famantarana ivelany io aretina io.
  • Mety hahamora ny famindrana ny Viriosy mahavery fiarovana (VIH) ny fananana io aretina io