Analanjirofo
| Faritra Analanjirofo | |
|---|---|
| — Faritra — | |
| Fisiany any Madagasikara | |
| Firenena | |
| Faritany | Faritanin'i Toamasina |
| Area [1] | |
| - Total | 21 930 km2 (8 467,2 sq mi) |
| Population (2004)[1] | |
| - Total | 860 800 |
| - Density | 39,3/km2 (101,8/sq mi) |
| Time zone | EAT (UTC3) |
Ny faritra Ananalnjirofo fia faritra any atsinanan'i Madagasikara ao amin'ny faritan'i Toamasina. Miazara sisintany amin'ny faritr'i Sava, Sofia, Alaotra-Mangoro ary Atsinanana. Voazara distrika enina izy : Fenoarivo Atsinanana, Mananara Avaratra, Maroantsetra, Sainte Marie, Soanierana Ivongo ary Vavatenina. Ny renivohi-paritra dia Fenoarivo Atsinanana (Fenerive Est), ny isam-ponina dia 860 000 tamin'ny 2004. Ny velarantanin' Analanjirofo fia misy 21 930 km2
Tantara [hanova]
Vitsy ny zavatra fantatra momban'ny olona niaina teo amin'ny faritra Analanjirofo. I Constantin, mpizaha-tany portogey nahitan'i Nosy Sainte-Marie dia nanoratra ; « Nanana raoka efatra misy tsindrona volafotsy ny olona. [...] tsy nanana afatsy akanjo vita rakinkazo. Mitondra zozoro misy ranomasina. Olona ngeza, matanjaka, toy ny olona rehetra miaina eo amin'io nosy io. Manana fara izareo, manafina ny vatany rehefa mihondrika [...] »
Jeografia [hanova]
Tsiahy [hanova]
|