30 Jiona
Avy amin'i Wikipedia
Ny 30 Jiona dia andro faha 181 ny kalandrie gregrôrianina (faha 182 izy rehefa taona bisekstily)
Zavatra nitranga[hanova]
Taonjato faha 16[hanova]
- 1520 : Voaroaka ny Azteka tao Tenochtitlán i Cortés sy ny miaramila-ny, mandritra ny Noche Triste.
Taonjato faha 17[hanova]
- 1673 : Lasa n'i Louis XIV sy Vauban ny tananan'i Maastricht.