24 Martsa
Avy amin'i Wikipedia
[hanova] Zava-nitranga
[hanova] Etazonia
- Nomena an'ny matematisianina amerikana John T. Tate ny Loka Abel noho ny zava-bitany tamin'ny teôrian'ny isa.
[hanova] Azia
- Ny Olon'i Denisova, dia karazan'olona vaovao hita tamin'ny alàlan'ny fandinihana ny ADN mitokondrialy singan-taolana hita tany Siberia.