10 Jiona
Avy amin'i Wikipedia
Ny 10 Jiona dia andro faha 161 ny taona (faha 162 rehefa taona bisekstily) ny fizaran-taona Gregorianina.
Tapitra afaka 204 andro ny taona.
Zava-nitranga [hanova]
- 1871 : Lasan'ny Amerikanina ny rova ny nosy Kanghwa
- 2007 : Natombohana ny TGV-Est any Frantsa