Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny dikan'ny kanji anatin'ny fiteny maro

Votoatiny

Sinoa [hanova]

Mandarina [hanova]

Ny fandikana pinyin dia romanizasiôna (fandikana amin'ny abidy latina) ammpiasaina any Sina. Any Taiwan, ampiasaina ny fandikana Bopomofo (ho an'ny boky fianarana teny sinoa indrindra indrindra na koa ampiasain'ny finday tsotsotra) na zhuyin fuhao, ny bopomofo dia manana abidy ho azy manokana avy amin'ny fanononan'ny sinôgrama nenindrazana.
Ampiasaina ihany koa ny Wade-Giles ho an'ny anaran-toerana soratana amin'ny teny latina, ara-drafipeo kokoa nohon'ny Pinyin. Ny olana tena mipetraka amin'ireo fomba fandikana amin'ny abidy latina dia izy tsy manonno ny alôfôna (allophone), izany hoe, ny feo hafa mety avoakan'ny literan-janapeo iray ; satria, tahaka ny amin'ny teny anglisy, ny fiteny mandarina dia teny manana zanapeo maromaro, kanefa dimy monja ny zanapeo azo soratana. Noho izany dia mety samihafa ny feo avoakan'ny literan-janapeo iray anaty fehezanteny iray.
Ny fanononana pinyin an'ity sinôgrama ity dia

Kantoney [hanova]

Amin'ny ankapobeny, ny fiteny kantoney dia teny tenenina fa tsy teny soratana. Ny fiteny kantoney tenenina dia samihafa amin'ny fiteny sinoa soratana ankehitriny, endrika soratana an'ny fiteny mandarina tsotra. Ny feo avoakan'ny fiteny sinoa koa dia samihafa be sady lavitra amin'ny feo avoakan'ny fiteny kantoney. Amin'ny fotoana mandeha, nilaina no nahazo teny tenenina mirindra amin'ny fiteny soratana. Noho izany dia mampiasa sinograma manokana ho an'ny fiteny kantoney. Maro amin'ny sinograma Kantoney no tsy manana sanda mitovy amin'ny mandarina. Tsy azon'ny tsy mpiteny kantoney ny fiteny kantoney, na dia kantoney soratana aza, satria izy mampiasa fitsipi-pitenenana sy volana tsy mitovy amin'ny mpiteny mandarina. Ny fanononana ity sinograma ity amin'ny teny kantoney dia

Koreana [hanova]

Japonezy [hanova]

on’yomi : あく (aku), お (o)
kun’yomi : わるい (warui), にくむ (nikumu), いずくんそ (izukunso)


Jereo koa [hanova]